Entry mifanantitra (antitra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Samy ho tratran' ny fahanterana avy: Mifanantera amin' ny vady aman-janaka, tompoko [1.1]
Explanations in English To grow old together; to live as long as one another; to live to be old together. [1.2]
Examples Ary ho lehibe sy hifanantitra amin' izy mivady ireo, ho tabiha sy reharehany... [2.470]
Morphology 
Present : mifanantitra
Past : nifanantitra
Future : hifanantitra
Imperative : mifanantera

Updated on 2023/01/20