Entry |
mihontsina
(hontsina)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mihetsiketsika, mihozongozona: Mihontsina ity latabatra ity izany Taitra, mivadi-po, manambadi-po: Nihontsina iray ihany aho nahita ilay alika be nankeny amiko ~ Norahonako izy fa tsy nihontsina (Fiteny koa ny mihontsona) [1.1]
|
Explanations in English | To start as from fear [1.7]
|
Explanations in French | Frissoner; être agité [1.8]
|
Examples | nefa miaritra izy tsy mihontsina amin'ny hafanan'ny fatam-panefeny;
[2.996]
|
Morphology |
Present : |
mihontsina |
Past : |
nihontsina |
Future : |
hihontsina |
Imperative : |
mihontsìna |
|
Compound words |
|
|
Entry |
mihontsìna
(hontsina)
|
Part of speech | imperative of active verb mihontsina
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|