Entry |
mikasa
(kasa)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mihevitra mialoha, manampo: Mikasa handeha aho rahampitso Manapa-kevitra; maniry mafy: Mikasa tsy hivarotra intsony aho fa maty antoka foana [1.1]
|
Explanations in English | To intend, to resolve [1.7]
|
Explanations in French | Avoir l'intention de, se proposer [1.3, 1.8]
|
| Projeter, former la résolution:
Nikasa handeha aho, nefa nijanona (J’avais l’intention de partir, cependant je suis resté) ~
Mikasa tsy hanao izany intsony aho (Je forme la résolution de ne plus faire cela) [1.3]
|
Morphology |
Present : |
mikasa |
Past : |
nikasa |
Future : |
hikasa |
Imperative : |
mikasà |
|
|
Entry |
mikasà
(kasa)
|
Part of speech | imperative of active verb mikasa
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|