Entry |
mikombona
(kombona)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Tsy misokatra: Nikombona ny vavan' ity zaza ity ka tsy hita izay hampidirana ny fanafody Tampina: Efa mikombona ny vava fery ka tsy ela dia ho sitrana Tsy mivelatra, mihorona: Mikombona isan' alina ny felan' ity voninkazo ity [1.1]
|
Explanations in English | To close together, as the lips or the sides of a wound, etc [1.7]
|
Explanations in French | Se resserrer, se fermer, être fermé:
Mikombona isan-kariva ny ravin’ io zava-maniry io (Les feuilles de cette plante se ferment tous les soirs) ~
Efa nikombona ny fery (a plaie s'est fermée) [1.3]
|
| Se fermer, commes les lèvres, une blessure, etc [1.8]
|
| Se refermer le soir comme le font de nombreuses fleurs et feuilles, et surtout de se refermer rapidement sous l'effet d'un choc, comme les feuilles de la sensitive. [1.196]
|
Examples |
1 | Ny ifandraisan' izy roa ireo dia ny fahafahana misokatra sy mikombona.
[1.519]
|
2 | Ny fananana atolotra amin' ny vava mikombona, dia toy ny fanatitra fihinana, apetraka eo ambony fasana.
[2.996]
|
|
Morphology |
Present : |
mikombona |
Past : |
nikombona |
Future : |
hikombona |
Imperative : |
mikombòna |
|
Compound words |
|
|
Entry |
mikombòna
(kombona)
|
Part of speech | imperative of active verb mikombona
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|