Entry mirava (rava)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mivoaka ny fianarana, ny trano fiasana: Amin' ny dimy nomirava ny mpiasa
Miparitaka, mihahaka: Mirava ny vahoaka
Vita, mifarana: Mirava ny fiangonana
Tsy tanteraka: Mirava ny fitsangantsanganana rahariva fa ratsy ny andro, [1.1]
Explanations in English To break up (of a meeting) [1.7]
Explanations in French Se séparer; se disperser après une réunion [1.8]
Examples 
1Ka dia mirava isika aloha fa hihevitra izay hatao aminy izahay. [2.587]
2Ny hena sisa dia zarain' ny be sy ny maro dia mirava fa vita ny sorona. [1.353]
Morphology 
Present : mirava
Past : nirava
Future : hirava
Imperative : miravà
Compound words 

Entry miravà (rava)
Part of speech imperative of active verb mirava [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Updated on 2023/10/20