Entry |
mitsena
(tsena)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mandeha mba hihaona amin' olona tonga avy lavitra: Hitsena ny zanany izy ka falifaly erỳ [1.1]
|
Morphology |
Present : |
mitsena |
Past : |
nitsena |
Future : |
hitsena |
Imperative : |
mitsenà |
|
Compound words |
|
|
Entry |
mitsena
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | [Taisaka]
Mivarotra any an-tsena [1.78]
|
|
Entry |
mitsenà
(tsena)
|
Part of speech | imperative of active verb mitsena
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|