|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  ohabolana
Singan-teny  2 ohatra, 3 volana
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Teny atao amin' ohatra hilazana hevitra: oh. Vivy nanitrika ka bongo mason' ny nahiny, izay ilazana an' ohatra ny olona voan' ny nataony ihany. (jereo fitenenana) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 a proverb [1.2, 1.7]
7 an adage, a trite saying [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8 proverbe [1.8]
Ohatra  9  dia izany no nahatonga ny ohabolana hoe Antananarivo no mafana trano ka i Vakiniiidiana no solo tanora. [2.48#37]
Voambolana  10  Haisoratra: (amin' ny ankapobeny)
Tovy hevitra  11 fitenenana
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 6 misy ny teny hoe ohabolana
Tsanganana sy sary iray takila  13  OHABOLANA
Sary 
14  15  16 
17  18  19 
20 

Teny iditra (2/2) 21  Ohabolana
Singan-teny  22 ohabolana
Sokajin-teny  23  anaran-tsamirery (boky ara-baiboly)
Fanazavàna teny malagasy  24 Ohabolana: boky iray ao amin' ny Baiboly [2.996]
25 Randzavola: Ohabolana amin' ny Baiboly [1.38]
Fanazavàna teny anglisy  26 Proverbs: one of the books of the Bible [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  27 Proverbes: un des livres de la Bible [2.996]
Voambolana  28  Soratra Masina

Fivaditsoratra  ohabolana, Ohabolana

Nohavaozina tamin' ny 2026/10/22