|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  Ohabolana Betsimisaraka
Singan-teny  2 ohabolana, 3 betsimisaraka
Sokajin-teny  4  anarana (lohatenim-boky) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  5 navoakan' i Samson Robert efa elaela ihany (tsy voalaza ao amin' ny boky ny taona). Voalahatra araka ny abidia : misy fivoasana ny teny sy ny hevitra mety tsy ho azo. [2.299#10]
Mpanoratra  6 Samson Robert
Mpanonta printy  7  Imprimerie Tamatavienne. 1965. Haavony: 20cm. Ambainy: 13cm. Takila: 36.
Sary 

Teny iditra (2/2) 9  Ohabolana Betsimisaraka
Singan-teny  10 ohabolana, 11 betsimisaraka
Sokajin-teny  12  anarana (lohatenim-boky) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  13 navoakan' i Joël Laimijay tamin' ny taona 1961. Misy 1.145, voalahatra araka ny foto-kevitra manaraka abidia (ady, ahiahy, anatra, Andriamanitra...). Misy fivoasana ny teny sy ny hevitra mety tsy ho azo. [2.299#10]
Mpanoratra  14 Laimijay Joël

Nohavaozina tamin' ny 2026/07/17