Entry rano mahery
Elementary words rano ; mahery
Part of speech locution
Explanations in Malagasy A) rano misasasasa mafy avy any amin' ny toerana ambony ka manimba izay sendra azy
Rano maria, rano mena
Hatezerana izaitsizy: Tsy fanao ny mitsena rano mahery
B) rano ampiasaina amin' ny famorana mba hanasana ny ferin-jaza; rehefa madiva ho maraina ny andro no alefa ny lehilahy matanjaka haka azy [1.1]
Explanations in English Running water fetched hastily on the morning of performing circumcision for washing the wound [1.2]
Explanations in French (de rano : eau ; et mahery : forte). Sens traditionnel, ancien : eau consacrée qu'on allait puiser cérémonieusement pour la circoncision ; [1.196]
Examples 
1Rehefa miverina ny mpaka ranomahery dia miara-mifamalivaly hoe: "Zana-boromahery manatody am-bato. [2.436]
2Ny mifehy voatavo dia fanomanana ny voatavo hitondrana ny ranomahery ilaina amin' ny famorana ny Zanakandriana. [2.508]

Entry ranomahery
Elementary words rano ; mahery
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Bezanozano] Asidra [1.78]
 Asidra mahery ampiasain' ny mpanefy haninginana [1.1]
Explanations in English Vitriol [1.2]
Explanations in French (de rano : eau ; et mahery : forte). Sens moderne, technologie : les acides, comme l'acide sulfurique, etc. [1.196]
Vocabulary 

Updated on 2023/11/24