Entry ranondoha
Elementary words rano ; loha
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Rano avy amin' ny vehivavy, izay latsaka alohan' ny zaza ateraka, ka matetika fambara fa efa akaiky ny ahalatsahany [1.1]
 Rano ilomanosan'ny zaza ao am-bohoka [1.13]
Explanations in English [ ranon-doha ] The show before birth. [1.2]
Explanations in French Liquide amniotique [1.13]
Vocabulary 

Updated on 2023/11/24