Entry safotra
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Rendrika ao anaty...; tototra ao anaty...: Safotry ny rano ny tanimbolinay tamin' ny fahavaratra lasa tao
Feno, rakotra, tototra, henika: Safotry ny hafaliana ny reniko nahita ahy tafaverina
Safokenatra izy namakivaky ireo olona maro be teo an-tokotaniny
Tsy mahatsiaro tena na very saina noho ny fangirifiriana vokatr' aretina na noho ny fihetsehampo be loatra: Notenenin-drainy mafy izy dia safotrafoana tao. á [1.1]
Explanations in English Flooded; confused; overcome or faint [1.7]
Explanations in French Submergé, inondé: Safotra ny tanimbarinay (Notre rizière est submergée)
Couvert, enduit: Safotry ny menaka ny lohany (Sa tête est enduite de trop de graisse)
Couvert de honte: Safotry ny henatra izy (Il est couvert de honte)
Accablé: Safotry ny alahelo izy (Il est accablé de tristesse)
Comblé: Safotry ny hafaliana izy (Il est comblé de joie)
Interdit: Nony vao noteneniko izy dia safotra foana teo (À peine l'eus-je réprimandé qu'il fut tout interdit)
Qui a la tête lourde et étourdie: Safotra be ihany izy noho ny herin' ny tazo (Il est tout étourdi par une forte fièvre) [1.3]
 Inondé
Confus
Qui s'évanouit [1.8]
Examples niantsamboatra sy nihiaka tokana Rasoa nitairan' izy rehetra ho safotra. [2.470]
Derivatives 
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/08/02