|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 tafatoetra |
| Fototeny | 2 toetra |
| Sokajin-teny | 3 matoanteny mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 qui s'est placé, qui s'est assis
[1.3] |
| Ohatra |
5 Taona betsaka taoriana izany, nony efa tafatoetra tsara ny fanjaka' ny, dia nihevitra hamely ny tompon-tany izy.
[2.48#63]
|
| Fikambanana | 6 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe tafatoetra |
| Teny iditra (2/2) | 7 Tafatoetra |
| Singan-teny | 8 tafatoetra |
| Sokajin-teny | 9 anarana (lohatenin-tononkalo) [Fitanisana] |
| Voambolana | 10 Haisoratra: tononkalo |
| Mpanoratra |
11 Razakandraina Jean Verdi Salomon |
| Lahatsiratra manontolo |
12 13 Tafatoetra ao am-poko miaraka aminao androany, 14 Ny hasambara-nokatsahiko hiononako eto an-tany! 15 Ny hatsaran-tarehy nohiraiko sy ny bika nokatsahiko 16 Tsy alaiko noho izay hitako aminao navahiko … 17 Sodokan’eritreritra aho izay elabe izay … 18 Hetahetan’ny tanteraka, afo mampiolomay 19 No nandoro ny fisainako! ‘zay nenjehiko kanefa 20 Moa tsy volavolam-bika tsy haharitra rehefa? 21 Fa ny hitako aminao dia ny vatosoa miafina; 22 Perla mamirapiratra, satry foana hotarafina 23 Fa mampita hazavana mampionona fanahy … 24 Tia ny endrikao aho, mamkamamy anao tanteraka; 25 Nefa mbola ambony lavitra, manan-kery haninteraka 26 Ny fanahy atolotrao hiara-tsambatra amin’ny ahy! |
| Fivaditsoratra | tafatoetra, Tafatoetra |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/10/20 |
|