Words
Dialects
Roots
Dictionaries
Illustrations
Home Page
Proper Names
Vocabularies
Derivatives
Grammars
Bibliography
Contributors
Symbols
Parts of speech
Proverbs
Articles
Webliography
Inquiries
Anagrams
Toponymy
Plates and Tables
Changes
|
|
|
|
Entry
tanambokovoko
Elementary words
tanana
;
vokovoko
Part of speech
noun
Explanations in Malagasy
Sari-na tsipika roa mifanapaka, na mandry izany (X) na mijoro (+)
[
1.1
]
Explanations in French
Croix
[
1.13
]
Examples
1
Misaotra, fa anisan' ny
tanambokovoko
manga aho, ka tsy misotro na dia.
[
2.5
]
2
Indro I Terezy kely mitsipatsipaka irery eo ambany
tanambokovoko
, tsy misy mpanaraka akory.
[
2.470
]
3
Rehefa vita io soratra io dia nokiahiny
tanambokovoko
teo ambany ary namboariny hoatry ny kintana io.
[
2.895
]
Updated on 2023/02/10