Entry | titỳ | ||||||||||||
Part of speech | noun | ||||||||||||
Explanations in Malagasy | Fanaovana olona hoe "ity, ity"; filazalazana matetika ny teny tsy manaja hoe "ity, ity". [1.1] | ||||||||||||
Derivatives |
| ||||||||||||
Entry | tity | ||||||||||||
Part of speech | noun | ||||||||||||
Explanations in Malagasy | [Tanala] Kambo kely toa volan-tsinana na toy ny tsaramaso eo ambonin'ny lavaka amin'ny vehivavy, lahin-kidy [1.78] | ||||||||||||
Entry | tity | ||||||||||||
Part of speech | noun | ||||||||||||
Explanations in Malagasy | [Tanala] Fivaviana, kindy [1.78] | ||||||||||||
Updated on 2020/07/31 |