Entry | velom-bolo | |
Elementary words | velona ; volo | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Mitsiatsia tsara, falifaly, miramirana [1.1] | |
Explanations in French | Refait, qui reprend, qui se relève [1.3] | |
Examples | dia alaina ireo fanafody efa-doha ireo indray, dia ahosotra azy indray, dia velombolo ny hoditra.
[2.48] | |
Updated on 2023/01/01 |