Entry |
feno
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Misy zavatra ao anatiny manontolo, misy rano hatramin' ny morony, henika, himpona: Feno olona ny tsena / Feno rano ny siny
[1.1]
|
Explanations in English | [Opt. Imp. feno'a.] Full, complete. [Mal. pa'nuh, Sans. purna.] [1.2]
|
| Full, complete [1.7]
|
Explanations in French | Plein, complet [1.8]
|
Morphology |
|
Derivatives |
Compound words |
|
Toponyms |
|
Proverbs |
|
Entry |
feno
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Tanosy]
Sery (aretina) [1.78]
|
Vocabulary |
Proverbs |
|