Entry |
mihomehy
(homehy (hehy))
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Misoka-molotra mampiseho nify ho fanehoana hafaliana: Vao iray volana, hono, ity zaza ity dia nihomehy Mamazivazy: Nihomehy an' ilay Rangahy be kibo daholo ny ankizy Maneso, manakora: Tsy fanao ny mihomehy ny resy
[1.1]
|
Explanations in English | To laugh at, to mock; to laugh [1.7]
|
Explanations in French | Rire; se moquer de [1.8]
|
Examples |
1 | Ankizy mahay mihomehy ireny, ankizy mahay milalao, mahay mihira, mahay mifaly, - saingy zanaky ny Tantsaha, ankizin' ambanivohitra.
[2.470]
|
2 | Izy ve mihomehy, ianao tsy hihomehy!
[2.472]
|
|
Morphology |
Present : |
mihomehy |
Past : |
nihomehy |
Future : |
hihomehy |
Imperative : |
mihomeheza |
|
Compound words |
|
Proverbs |
|