Entry |
mijaly
(jaly)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Miaritra zavatra maharary mihatra aman' aina na zava-tsarotra manahirana: Mijaly mafy izy amin' io aretiny io Miandry mafy: Nijaly mihitsy aho ambara-pahatonganao
[1.1]
|
Explanations in English | To suffer [1.7]
|
Explanations in French | Souffrir [1.8]
|
Examples |
1 | Na dia mifonoka sy mijaly amin' ny aretina ao anaty lamba aza Rasoa, dia reny tsara ny tenin-janany.
[2.470]
|
2 | Ny ankabeazan' ny olona amin' izany toerana voalazako izany no anisan' ny mijaly amin' ny fitondran-janatany.
[2.472]
|
|
Morphology |
Present : |
mijaly |
Past : |
nijaly |
Future : |
hijaly |
Imperative : |
mijalia |
|
Proverbs |
|