<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Kings |
[Baiboly 1865] 1 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Rois |
|||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||
1Mp 11:38 | And it shall be, if thou wilt hearken unto all that I command thee, and wilt walk in my ways, and do that is right in my sight, to keep my statutes and my commandments, as |
Ary raha mihaino izay rehetra andidiako anao ianao ka mandeha amin' ny lalako ary manao izay mahitsy eo imasoko ka mitandrina ny didiko sy ny lalàko tahaka izay nataon' i Davida mpanompoko, dia ho aminao Aho ka hampaharitra ny taranakao, tahaka izay nataoko ho an' i Davida, ary homeko anao ny Isiraely. | Raha manaraka izay rehetra andidiako anao hianao, ka mandeha amin' ny làlako, sy manao izay mahitsy eo imasoko, mitandrina ny lalàna aman-didiko, tahaka ny nataon' i Davida mpanompoko, dia homba anao aho, hanao trano maharitra ho anao, tahaka ny nataoko tamin' i Davida mpanompoko ary homeko anao Israely. | Si tu obéis à tout ce que je t' ordonnerai, si tu suis mes voies et fais ce qui est juste à mes yeux, en observant mes lois et mes commandements comme a fait mon serviteur |