<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 24:4 | And |
Ary Mosesy nanoratra ny teny rehetra nataon' i Jehovah, dia nifoha maraina koa ka nanorina alitara teo am-bodin' ny tendrombohitra sy tsangam-bato roa ambin' ny folo, araka ny firenen' Isiraely roa ambin' ny folo. | Nosoratan' i Moizy avokoa ny tenin' ny Tompo. Dia nifoha maraina koa izy, nanorina otely teo am-pototry ny tendrombohitra sy nanangana tsangam-bato roa ambin' ny folo ho an' ny fokon' Israely roa ambin' ny folo. |