<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to Matthew |
[Baiboly 1865] Matio |
[Baiboly Katolika] Matio |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Matthieu |
|||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||
Mat / Mt 21:21 | Ary Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Lazaiko aminareo marina tokoa: Raha manam-pinoana ianareo ka tsy miahanahana, dia tsy izao natao tamin' ny aviavy izao ihany no ho vitanareo, fa raha hiteny amin' ity tendrombohitra ity aza ianareo ka hanao hoe: Mifindrà ianao, ka mianjerà any an-dranomasina, dia ho tonga izany. | Ary Jeso namaly ka nanao taminy hoe: Izaho milaza marina aminareo, fa raha manam-pinoana hianareo ka tsy misalasala, dia tsy ny natao tamin' ny aviavy ihany no ho vitanareo, fa na itsy tendrombohitra itsy aza hilazanareo hoe: Mialà hianao, ka mianjerà any an-dranomasina, dia ho tonga izany. |