<-
->

Mat / Mt 26:33 Peter answered and said unto him, Though all men shall be offended because of thee, yet will I never be offended. Fa Petera namaly ka nanao taminy hoe: Na dia ho tafintohina noho ny aminao aza ny olona rehetra, izaho tsy mba ho tafintohina mandrakizay. Fa Piera namaly hoe: Na dia ho tafintohina noho ny aminao aza izy rehetra, izaho tsy ho tafintohina na oviana na oviana. Prenant la parole, Pierre lui dit : " Si tous succombent à cause de toi, moi je ne succomberai jamais. "