<-
->

Mat / Mt 4:18 And Jesus, walking by the sea of Galilee, saw two brethren, Simon called Peter, and Andrew his brother, casting a net into the sea: for they were fishers. Ary nony nitsangantsangana teny amoron' ny Ranomasin' i Galilia Jesosy, dia nahita olona mirahalahy, dia Simona, izay atao hoe Petera, sy Andrea rahalahiny, nanarato teny amin' ny ranomasina; fa mpanarato izy. Ary raha nitsangatsangana teny amoron-dranomasin' i Galilea Jeso, nahita olona mirahalahy, dia Simona ilay atao hoe Piera sy Andre rahalahiny, nanarato teo amin' ny ranomasina, fa mpanarato izy ireo. Comme il cheminait sur le bord de la mer de Galilée, il vit deux frères, Simon, appelé Pierre, et André son frère, qui jetaient l'épervier dans la mer ; car c'étaient des pêcheurs.