<- -> |
[King James Bible] The Acts of the Apostles |
[Baiboly 1865] Asa |
[Baiboly Katolika] Asa |
[Bible de Jérusalem] Les Actes des Apôtres |
|||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||
Asa 20:35 | I have shewed you all things, how that so labouring ye ought to support the weak, and to remember the words of the |
Efa nasehoko anareo tamin' ny zavatra rehetra fa tokony hiasa toy izany koa ianareo, mba hiantra ny mahantra ka hahatsiaro ny tenin' i Jesosy Tompo, izay manao hoe: Mahasambatra kokoa ny manome noho ny mandray. | Nasehoko anareo tamin' ny zavatra rehetra fa tsy maintsy hiasa toy izany koa hianareo mba hanampiana ny mahantra, ka hahatsiaro ny tenin' i Jeso Tompo manao hoe: Mahasambatra kokoa ny manome noho ny mandray. | De toutes manières je vous l' ai montré : c' est en peinant ainsi qu' il faut venir en aide aux faibles et se souvenir des paroles du Seigneur |