<-
->

Asa 5:9 Then Peter said unto her, How is it that ye have agreed together to tempt the Spirit of the Lord? behold, the feet of them which have buried thy husband are at the door, and shall carry thee out. Ary hoy Petera taminy: Nahoana ianareo no niray tetika haka fanahy ny Fanahin' ny Tompo? Indro, eo am-baravarana ny tongotr' izay nandevina ny vadinao, ary hitondra anao hivoaka koa izy. Dia hoy Piera taminy: Nahoana hianareo no niray tetika haka fanahy ny Fanahin' ny Tompo? Indro mby eo am-baravarana ny tongotr' izay nandevina ny vadinao, ka hitondra anao koa. Alors Pierre : " Comment donc avez-vous pu vous concerter pour mettre l' Esprit du Seigneur à l'épreuve ? Eh bien ! voici à la porte les pas de ceux qui ont enterré ton mari : ils vont aussi t' emporter. "