Index

Proverbs : adabo

Proverb 1Mielo ravin' adabo : na dia tsy voky ny voany aza, mieloelo ny raviny. [2.415 #2210, 2.653 #1747]
Mielo ravin' adabo : na dia tsy vokin' ny voany aza, mba mieloelo ny raviny. [2.558 #2293]
French translationQuand on s' abrite sous les feuilles du figuier adabo, alors même qu' on ne se rassasie pas des fruits de l' arbre, on est du moins garanti par ses feuilles. [2.415 #2210]

Proverb 2Safosehaky ny adabo, ka manimbolo ny voara manitra. [2.558 #3773]
Safosehaky ny adabo, ka manimbolo voara manitra. [2.415 #4581]
Safosehaky ny adabo, ka tsy manimbolo voara manitra. [2.653 #2819]
French translationÊtre rassasié de figues adabo et sentir la bonne odeur des figues voara bien parfumées. [2.415 #4581]
French interpretationNe pas pouvoir profiter d' une bonne occasion. [2.415 #4582]

Index