Index

Proverbs : bitsibitsika

Proverb 1Bitsibitsiky ny lava nify, ny lavitra indray no mandre aloha. [1.1]
Malagasy interpretationEnti-milaza izay rehetra toa bitsibitsihina, nefa henon' ny olona lavidavitra ny tena ihany. [1.1]

Index