|
|
|
|

Teny iditra1  mandre
Fototeny  2 re
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mahalala fisiana feon-javatra iray amin' ny alalan' ny sofina: Tsy mandre na inona na inona ny sofiko fadonton' ny kininina
5 Mahafantatra: Vao izao aho no nandre fa narary ny zanakao
6 Mahatsiaro: Tsy mandre maharary rehefa mitsindrona amin' itỳ fanafody
7 Teny mifandray hevitra (Mihaino): mitaino, manongilan-tsofina, mampandry sofina, mihaino vilana, mitaino ilany, tailam-pandrenesana
8 Teny mifandray hevitra (Tsy mihaino): manentsin-tadiny, mamono sofina, manary sioka, manao henoy izany ry hazon-damosiko!, mafy sofina, mafy tadiny, lalodalovana, donto sofina, domelina, karenina, marenina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to hear; to perceive by hearing, touch, taste or smell [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 entendre, apprendre, sentir [1.3]
11 entendre; apprendre; sentir par le toucher, le goût, ou l'odorat [1.8]
Ohatra  12  Tsy mandre mihitsy anie aho e! [2.117#]
13  Tsy mandre ny ketsoketso-borona anie! [2.69#]
14  Faly aho raha mandre izany teninareo izany. [2.298#]
Haiendriteny 
15  Ny ankehitriny :
16  Ny lasa :
17  Ny hoavy :
18  Filaza mandidy :
Voambolana  19  Haiaina
Tovy hevitra  20 mahare
Kamban-teny rehetra  21  Fikambanana 3 amin' io teny io
Ohabolana  22  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08