Index

Proverbs : fohazina

Proverb 1Mandry tsirangaranga ny be trosa, fa raha maneno ny akoho dia fohazin' ny ankizy hoe : Andrao tran' ilay olona hianareo! [2.558 #2088]

Proverb 2Ny mifoha tsy amian-tsoroka ka ny mandry 'ndraika fohazina. [1.147 #N7]

Proverb 3Raha razana tsy hitahy, fohazy hihady vomanga. [2.165 #64, 2.415 #103, 2.558 #3648, 1.1]
Malagasy interpretationNino fatratra ny fitahian' ny razana ny Ntaolo ka nesoiny ireo noheveriny fa tsy miraharaha.ny hitahy ny taranany velona. [1.1]
French translationSi les ancêtres ne veillent pas vous protéger, réveillez-les pour arracher des patates. [2.415 #103]
Si les ancêtres ne veulent pas vous bénir, réveillez-les pour arracher des patates. [2.165]

Index