Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : ho afany | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Hazakazaka ambany farafara ka samy manala izay ho afany. [1.1]
Hazakazaka ambany farafara: samy manala izay ho afany. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Malagasy interpretation | Toe-javatra manahirana tsy misy hifanam-Piana fa samy miezaka manao izay vitany avy. [1.1]
Tsy azo ihazakazahana any ambany farafara ka samy manao izay hahatongavany haingana, na handady na hikisaka: entimilaza ny fanaovana ny fiezahana sy fahaizana rehetra mety ho vita amin' ny toedraharaha sarotra iray. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Proverb 2 | Hazakazaka an-kodivirana ka samy manala izay ho afany. [2.558 #1291]
Hazakazaka an-kodivirana: samy manala izay ho afany. [2.653 #1039] | ||||||||||||||||||||
Proverb 3 | Vikin-tsahona, ka samy manala izay ho afany. [2.415 #1596] | ||||||||||||||||||||
French translation | Saut que font les grenouilles dans l' eau, quand on approche d' elles : chacune saute suivant ses moyens. [2.415 #1596] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Se disait des enfants et jeunes gens s'amusant à sauter et faisant des concours ; sens général : chacun suivant ses forces et ses moyens. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||