Index

Proverbs : voafatotra

Proverb 1Fatoram-poza: ny tongony maro, ka ny tratrany no voafatotra. [2.415 #3673, 2.653 #942]
Fatoram-poza : ny tongony maro nefa ny tratrany no voafatotra. [2.558 #1133]
French translationManière d' attacher un crabe : il a de nombreuses pattes et c' est sa poitrine qu' on lie. [2.415 #3673]
French interpretationS'y prendre maladroitement dans son travail. [2.415 #3673]

Proverb 2Raha ny kisoa taman-trano aza voafatotra, mainka fa ny lambo nahamaodimaody ? [2.558 #3636]
Raha ny kisoa taman-trano aza voafatotra, mainka ny lambo-dia tsy ho maody ? [2.653 #2703]

Index