Entry |
anakandriana
(anaka, andriana)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Betsileo]
Antidahy [1.78]
|
| [Betsimisaraka]
Zanak' andriana [1.78]
|
Explanations in English | [Provincial]
Petty princes among the various tribes [1.2]
|
Proverbs |
|
Entry |
Anakandriana
|
Part of speech | name (anthroponym)
|
Explanations in Malagasy | [ Anakandriana ] Zavatra tsy hita maso ninoan' ny Ntaolo ho nonina tany anaty lava-bato, ary mpanelanelana eamin' Andriamanitra sy ny olombelona; ny anakandriana no voalaza ho nanindry mandry na nanoro hevitra ny mpimasy [1.1]
|
| [ Ranakandriana ] Zavatra tsy hita vatana, ninoan' ny Ntaolo ho "mpamoaka ny fitahian' Andriamanitra, aloalon' ny tany sy ny lanitra", ka nanaovan' ny olona hataka sy vavaka ary hasim-bola, ka nanome, hono, raha hitany fa mahatsara ny olona mangataka ny zavatra angatahiny [1.1]
|
Explanations in English | Supposed supernatural beings imployed as agents between God and man. See anakandriana
[1.2]
|
Explanations in French | [ Ranakandriana ] êtres surnaturels, censés habiter surtout dans les cavernes ; agents intermédiaires entre Dieu et les hommes, ils inspiraient tous les mpimasy (devins)
[1.3]
|
| [Malzac confond ici mpimasy et
mpisikidy]
[1.196]
|
Examples |
1 | Izany no atao hoe «Anakandriana na Ranakandriana.
[2.588]
|
2 | tsindry ny Ranakandriana, ary ny olona mpaminany mahalala koa:
[2.48]
|
3 | Izy no nampiditra ny fitondram-panjakana misy Anakandriana sy Anakandriambe.
[2.508]
|
|
Vocabulary |
Other spellings |
|