|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  oza
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fanasana (ny tarehy, ny tanana, ny tongotra)
4 Ny loto manaraka ny rano avy nanasana zavajavatra, toy ny tanana, tarehy, lovia: Ozan-dovia [1.1]
Ohatra  5  Ny sasany milaza fa tao anatin' i Mesopotamia ihany oza; [1.38#511]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Teny iditra (2/3) 27  Oza
Sokajin-teny  28  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  29 Oza [2.996]
Fanazavàna teny anglisy  30 Uz [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  31 Uç [2.996]
Voambolana  32  Soratra Masina
Tovy hevitra  33 osa
Lahatsoratra  34 Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Oza

Teny iditra (3/3) 35  Oza
Sokajin-teny  36  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  37 Uzza [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  38 Uzza [2.996]
Voambolana  39  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  40 Toko sy andininy momba Oza

Fivaditsoratra  41 azo, oza, Oza, 42 zao

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22