Entry vatolahy
Elementary words vato ; lahy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Bara] tsangambato [1.78]
 Vato ajoro eo ambony fasana na amin' ny toerana an-kavoana amoron-dalana mazàna misy soratra fampahatsiarovana [1.1]
 Tsangambato naorina ho fahatsiarovana [1.13]
Explanations in French Longue pierre dressée sur un tombeau, ou sur une hauteur, au bord d’une route, avec inscription commémorative [1.3]
 Stèle, pierre levée [1.13]
Examples 
1Teo am-pitsanganana, nitsirika ireo vatolahy valo izy. [2.270]
2Fantatrareo ve, hoy Ibaomaria, no toa samy mijajirika hoatra ny vatolahy izato hianareo? [2.499]
Synonyms vato mitsangana ~ tsangambato
Titles Vatolahy (Rabetsimandranto Fidelis-Justin)
Illustrations 

Entry vatolahy
Part of speech noun
Explanations in French Lave solidifiée en colonne prismatique [1.13]
Vocabulary 
Illustrations 

Entry Vatolahy
Part of speech name (toponym) [full list]
Vocabulary 
Coordinates -19.9833333, 46.8833333

Entry Vatolahy
Elementary words vatolahy
Part of speech name (book title)
Author Rabetsimandranto Fidelis-Justin
Vocabulary 
Tables and plates All the titles

Anagrams 

Updated on 2023/10/21