Entry | 1 ahitrombilahy |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Botany: grass |
Explanations in Malagasy |
4 Karazan' ahitra saika fahita hatraiza hatraiza; ny voniny mirantsana toy ny rantsantanana erỳ antendrony, ka mitovitovy amin' ny fandrotrarana izy fa ny maha-hafa azy dia ny tahony mijoro fa tsy misafosafo amin' ny tany [1.1] |
Explanations in French |
5 (de ahitra = herbe, et ombilahy = taureau). Chrysopogon serrulatus Trin. (Poaceae). Bon fourrage, recherché par les animaux. [1.196] 6 Ce nom s'applique aussi à Dactyloctenium aegyptium (L.) Willd. (Poaceae), bonne Graminée fourragère. Ses grains étaient récoltés en cas de disette, comme céréale de secours. [1.196] |
Elementary words | 7 ahitra, ombilahy |
Scientific name |
|
Updated on 2023/12/12 |