Entry akanjobe
Elementary words akanjo ; be
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taifasy] Akanjon-dehilahy vita amin'ny rafia na ahirefo [1.78]
  [Betsimisaraka] Akanjo jiafotsy fitondran'ny lehilahy [1.78]
 [ akanjo be ] Akanjo lava matevina mahafana [1.1]
Explanations in English [ akanjo be ] An overcoat. [1.2]
Explanations in French Un pardessus [1.3]
Examples Efa ho indray mahamasa-bary mahery vao tafaverina Raboto nikononkonona sy nanano sarotra tamin' ny akanjobeny. [2.471]
Vocabulary 
Morphology 
Simple : akanjobe, akanjobeko, akanjobenao, akanjobeny, akanjobentsika, akanjobenay, akanjobenareo, akanjoben', akanjoben-, akanjobem-

Updated on 2023/06/12