Entry | 1 alahatra (lahatra) |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 Atao milahatra apetraka manaraka tsipika mahitsy: Alaharo tsara ireo mpianatra ireo 4 Atao mirindra tsara: Tsy nisy nivaona ny teny nalahany [1.1] |
Explanations in English |
5 to be arranged; to be delivered (of a speech); to be set (of type). [1.7] |
Explanations in French |
6 à arranger, à mettre en ordre, qu'on range, qu'on aligne, qu'on dispose, qu'on compose, qu'on prononce: Tsy misykiany ny teny nalahany (Le discours qu'il a prononcé est sans défaut) [1.3] 7 qu'on arrange, qu'on prononce (se dit d'un discours); qu'on compose (imprimerie). [1.8] |
Examples |
8 Raha alahatra ny tantara dia toy izao no fitohiny: [1.38] 9 alahatra manodidina ny karangana ka lazaina fa omby ilay valala maitso voatango, ary toandro kely no mimamà mampitrena azy. [2.470] 10 ataony eo ambonin'ny latabatra madio ny mofo alahatra; [2.996] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 17 Proverbs containing the word alahatra |
Updated on 2023/10/08 |