Entry any
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy Enti-milaza toerana tsy hita maso, azo tovonana t raha enti-milaza ny lasa: Any Toamasina i dadatoa. ~ Lasa any an' ala izy. ~ Tany Fianarantsoa aho no teraka.
Ireto avy ny fampiasana hafa ny any: Raha averina aloha sy aorian' ny teny milaza toerana ny any, dia milaza toerana lavitra dia lavitra tsy bita maso: Lasa nanidina any ambony any ilay fiaramanidina
Indraindray kosa mifanohitra amin' ny atỳ ny any: Salama tsara izahay atỳ fa ianareo any no manao ahoana
Eo alohan' ny anaran-tsamirery milaza olona izay andefasan-taratasy: Any Randria, manao ahoana ianareo? [1.1]
Explanations in English There, in that place, but distant and unseen. The past tense is tany, and the future ho any. [1.2]
 There, fairly far away not visible; [1.7]
Explanations in French  [Taisaka] [ añy ] Là-bas, à, vers [1.82]
 Là, à une certaine distance, pas visible [1.8]
Explanations in Italian In, a, da. Any an-dafy izy, egli e all'estero. Niakatra any an-danitra Jeso Kristy, Gesu Cristo sali al (in) cielo. Any any Antananarivo ny vahiny, l'ospiete viene da Tananarive. [1.18]
Examples 
1Tsy hijanona ela any aho. [2.472]
2ka any Antsirabe no haleha. [2.324]
Morphology 
Present : any, an-, am-
Past : tany
Future : ho any
Compound words 
Analogs  etỳ ~ eto ~ eo ~ etsy ~ eny ~ eroa ~ erỳ
  atỳ ~ ato ~ ao ~ atsy ~ any ~ aroa ~ arỳ

Entry any
Part of speech adverb [full list]
Explanations in English Prefix (an-) used to form place names, meaning, at ... as: Analakely; Ambatolampy (vatolampy, bedrock); Ampàndrana (fandrana, a kind ofpalm); amb- and amp- are used before certain consonants [1.7]
Explanations in French Préfixe qu'on met devant les noms de lieux; ex.: Analakely; Ambatolàmpy, au rocher; Ampàndrana, aux palmiers; amb- et amp- se mettent devant certaines consonnes [1.8]
Compound words 
Toponyms 

Entry any
Part of speech preposition [full list]
Explanations in English Belonging to, for. Nihiny is used in the provinces for this. Any is also used between transitive verbs and proper nouns in the accusative case, as mamely any Jaona izy, He strikes John. Before vowels it is usual to write an apostrophe for the final y; and before consonants which require to be strengthened from close proximity to n, the y is substituted by a hyphen, and the consonant is strengthened accordingly. Thus we have: midera an' andriamanitra izy, He praises God; an-dRabe, Rabe's; an' olona, Somebody's; an' iza, Whose? An-jovy, Whose? In the provinces anahy and anakahy [any and ahy] are used for mine; and anazy for azy; and very probably the an- of the pronouns in the objective case comes from this, as anao, anay, antsika, anareo. [1.2]
Compound words 

Entry any
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy Enti-milaza fotoana izay fampiasa mba hilazana:
-- Fe-potoana efa lasa amin' ny andro itenenana ka mbetika mikambana amin' ny anarana iarahany izy, mbetika misaraka: Aninaraina, anikeheo, any tontolo andro
-- Fotoana mbola ho avy, ka eto koa izy mety ho lasa aloha na aorian' ny anarana iarahany: Any andro hahatongavako dokotera ~ Taona any [1.1]
Explanations in English Used with andro, as andro any, the past part of the day, to-day. It is generally past in tense. [1.2]
Compound words 

Entry any
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Enti-milaza fanantsodiana kofehy anenomana [1.1]
Explanations in English Ira is used in the provinces. [1.2]
Explanations in French Ourdissage de la trame [1.3]
Derivatives 

Entry any
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy  [Taisaka] Atao, inoana [1.78]
Explanations in French  [Taisaka] Qu'on fait, qu'on croit [1.82]
Morphology 
Present : any, aniko, aninao, aniny, anintsika, aninay, aninareo, anin', anin-, anim-
Past : nany, naniko, naninao, naniny, nanintsika, naninay, naninareo, nanin', nanin-, nanim-
Future : hany, haniko, haninao, haniny, hanintsika, haninay, haninareo, hanin', hanin-, hanim-
Imperative : anio

Entry añy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taisaka] Rivotra [1.78]
Explanations in French  [Taisaka] Vent [1.82]
Vocabulary 

Entry any
Part of speech Unspecified
Explanations in French  [Taisaka] Qui a une maladie (en composition): anisery (enrhumé) animbay (qui a une plaie) [1.82]
Vocabulary 
Compound words 

Entry any
Part of speech pronoun [full list]
Explanations in English  na iza na iza, na inona na inona; izay misy [1.17]

Anagrams 

Updated on 2023/05/17