Entry antsiraka (tsiraka)
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy [ an-tsiraka ] Amoron-dranomasina: Monina any an-tsiraka efa ho telo taona mahery izy izao [1.1]
Explanations in English In the coastal regions [1.7]
Explanations in French Dans les régions côtières [1.8]
Examples Fantany ankehitriny ny mahatonga azy ho fifaliana, fa toy ny hitan' ny masony ny avelon' ireo nila ravin' ahitra taty antsiraka kanjo lavo teo an-tany fiadiana. [2.5]
Derivatives 

Updated on 2024/03/10