Entrée Tantsiraka (t~, any, tsiraka)
Partie du discours nom propre (ethnonyme)
Explications en français habitants de la côte [Rajaonarimanana 1995]
Vocabulaire 
Mots composés, titres, noms 
Analogues  Tambany ~ Tanindrana
Exemples 
1Dia nataon' ireo mpanjaka sy mpitarika ireo izay hahatafiditra ny toaka ao amin' ny fiainan' ny Tantsiraka, mba hahamora ny fanambakana sy ny famitahana azy. [Andriamalala: Ranomasina, page 62]
2Fahiny, fony mbola nifankahala ny Tanivo sy ny Tantsiraka. [Andriamalala: Zazavavindrano, page 114]

Mis à jour le 2021/11/08