|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  asabotsy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 (Arabo es-sabt): ny andro fahafito ao amin'ny herinandro, manaraka ny Zoma, ary alohan'ny Alahady [1.10]
4 Andro fahafito sady farany amin'ny herinandro. Araka ny finoan'ny Ntaolo, ny asabotsy dia andro mibontsina: fitomaniana ny maty, fanaovana ny famoizana sy afana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 Saturday [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 samedi [1.3, 1.8]
7 (var. sabotsy) Samedi [1.5]
Ohatra  8  Dia mangiana ny alin' ny asabotsy mifoha alahady. [2.470]
9  Indray asabotsy hariva, mba tsy nidina tany an-tsaha izahay. [2.472]
Voambolana  10  Fotoana
Tsipelina hafa  11 sabotsy
Renianarana 
Anarana iray reny 
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  21  Fizaran' andro

Teny iditra (2/2)22  Asabotsy
Sokajin-teny  23  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  24 the place of holding Saturday's market. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  25 Nom des marchés qui se tiennent en ce jour. [1.3]
26 Le marché du samedi [1.5]
Ohatra  27  ao Amparihy ao Ambohimanga, sy eo Ambatondrazaka ao atsimo n' Ambohimanga, sy eo Anosibe ao atsimo n' Ambohimanga, sy eo Ambatomasina ao andrefan' Anosy eo avaratra asabotsy, ary eo Andranomboahangy eo andrefan' Ankadimbahoaka, ary Andranomiry eo avaratr' Alasora, sy eny Farihy andrefan' Alasora. [2.48]
Voambolana  28  Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  asabotsy, Asabotsy

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/13