|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 sabotsy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 (na Asabotsy, izay marimarina kokoa) Andro fahenina amin'ny herinandro, manaraka ny zomà ary mialoha ny alahady; andro fahatelo kosa izy teo amin'ny ntaolo malagasy
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 Same as asabotsy
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 Samedi
[1.5] 6 Samedi [ar.: as-sabt, samedi] [Tanala] [1.6] |
| Ohatra |
7 Izao no maty tamin' ny andro sabotsy.
[2.48]
8 Tonga nanao asa maimaim-poana izy, isaky ny sabotsy sy alahady. [1.369#] |
| Voambolana | 9 Fotoana |
| Tsipelina hafa | 10 asabotsy |
| Renianarana |
|
| Anarana iray reny |
|
| Kamban-teny rehetra | 19 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Tsanganana sy sary iray takila |
20 Fizaran' andro |
| Teny iditra (2/2) | 21 Sabotsy |
| Singan-teny | 22 sabotsy |
| Sokajin-teny | 23 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Voambolana | 24 Haitoetany: tanàna |
| Fivaditsoratra | sabotsy, Sabotsy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/13 |
|