Entry | azon' ny tamberin-tany (azo, verina, tany) | |
Part of speech | expression | |
Explanations in Malagasy | Miverimberina eo amin' ny toerana efa naleha [1.1] | |
Examples | Ary Farao hilaza ny Zanak'Isiraely hoe: Azon' ny tamberintany izy ka voahidin'ny efitra.
[2.996] | |
Updated on 2020/07/31 |
![]() |