Entrée bokiny
Partie du discours nom boky et pronom
Explications en anglais  [3.1] his book(s), her book(s), their book(s)
Explications en français  [3.1] son livre, ses livres, leur livres, leurs livres
Exemples 
1 [Andriamalala: Taolambalo, page 99] Tsy namaly ity tovovavy fa ny tranom-bokiny no namboamboariny.
2 [Ravelomanana: Lalana, page 29] Mipetraka eo amin' ny seza manoloana anay izy ary dia manokatra ny bokiny.

Entrée Bokiny
Partie du discours sobriquet [liste complète]
Explications en anglais  [Richardson 1885] [Provincial] Madagascar [Swa. Bakini.]
Analogues  Dago ~ Kiera-be ~ Madagasikara

Mis à jour le 2022/06/08