Entry didiko fe lehibe (didy, -ko, fe, lehibe)
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Didy tsy azo valiana na manao ahoana na manao ahoana, tsy firaharahana ny hevitry ny hafa amin' izay atao
Teniko fe lehibe, didy boraingona [1.1]
Synonyms didy boraingina ~ didy boraingona ~ teniko fe lehibe

Updated on 2020/07/31