Entry fahamaizana (may)
Part of speech noun
Explanations in English Burning: hitomany noho ny fahamaizana izay narehitr' i Jehovah (bewail the burning which the Lord hath kindled) [2.996]
Examples 
1Tsaboy toy ny mikarakara ratra na fahamaizana mahery vaika (p. [2.424]
2inona no anton' izao fahamaizana loatra hanolotra ireo velaran-tany ahitana fihandronam-by any Soalala izao? [4.27]
3fa aoka ny rahalahinareo, dia ny taranak' Isiraely rehetra, no hitomany noho ny fahamaizana izay narehitr' i Jehovah. [2.996]
Morphology 
Simple : fahamaizana, fahamaizako, fahamaizanao, fahamaizany, fahamaizantsika, fahamaizanay, fahamaizanareo, fahamaizan', fahamaizan-, fahamaizam-, fahamaiza-
Prefixed : -pahamaizana, -pahamaizako, -pahamaizanao, -pahamaizany, -pahamaizantsika, -pahamaizanay, -pahamaizanareo, -pahamaizan', -pahamaizan-, -pahamaizam-, -pahamaiza-

Updated on 2023/10/08