|
|
|
|

Entry1  fanamarihana amin' ny refy venty
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  Fametahana teti-drefy eo amin'ny fitaovana iray [1.13]
Explanations in French  4  étalonnage: Fanamarihana fanipihana iray amin'ny refy venty (Étalonnage d'une règle) ~ Fanamarihana goro iray amin'ny refy venty (Étalonnage d'un vase) ~ Fanamarihana tavoahangy iray amin'ny refy venty (Étalonnage d'une bouteille) [1.13]
Elementary words  5  fanamarihana, amy, refy, venty

Updated on 2023/07/27