Entrée fanisana (isa)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Fijerena ny isan-javatra na isan' olona
Explications en anglais  [Hallanger 1973] the act of counting
Explications en français  [Abinal 1888, Hallanger 1974] l'action de compter
  [SLP 1986] pointage, enregistrement, recensement
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1 [SeFaFi ] fanisana ny mponina syfanisana ny tanora ampy taona tokony hanao raharaha miaramila;
2 [Andraina: Mitaraina, page 47] Teo amin' ilay fotoana fanisana rakitra ka mangina fa tratra ny ao am-piangonana, no nisy gaona kely niditra.
Articles 

Entrée fanisana (sisa)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Famelana sisa; fanokanana; fitahirizana
Explications en français  [Abinal 1888] l'action de laisser des restes, la cause

Entrée Fanisana
Partie du discours nom propre (livre biblique)
Explications en anglais  [Baiboly] Fanisana, Nomery: boky iray ao amin' ny Baiboly
Explications en malgache  [Randrianasolo: Baiboly] (fanafohezana Fanis) na hoe Nomery = Izany no iantsoana azy, satria ny fanisana ny Vahoakan' Israely no fanombohany.
Explications en anglais  [3.1] Numbers: one of the books of the Bible
Explications en français  [3.1] Nombres: un des livres de la Bible
Vocabulaire 
Synonymes Nomery
Articles 
Texte complet Bibles parallèles

Mis à jour le 2022/07/30