Entrée sisa
Partie du discours nom
Explications en malgache Ny kely tafajanona amin' ny be efa lany na efa afaka: Nomen' Ikoto ny saka ny sisany. / Handeha kely izahay aloha, hoy ireto mpiasa, fa rahampitso mamita ny sisa
¶ Ny ambiny: Iny misy vola roanjato; alao amin' iny ny karamanao nitaona vato, ary dia avereno aty amiko ny sisa
¶ Ny tavela tsy voalaza: Andriamanitra no nanao ny olona, ny zavamaniry sy ny sisa [1.1]
Explications en anglais a remnant, a residue [1.7]
Explications en français reste, restant [1.8]
Dérivés 
Proverbes 

Entrée Sisa
Partie du discours nom propre (biblique) [liste complète]
Explications en anglais Kish [2.996]
Explications en français Qish [2.996]
Vocabulaire 
Synonymes Kisy
Citations bibliques 

Entrée Sisà
Partie du discours nom propre (biblique) [liste complète]
Explications en anglais Shisha [2.996]
Explications en français Shisha [2.996]
Vocabulaire 
Citations bibliques 

Anagrammes sasy

Mis à jour le 2020/07/31