Entry felana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ny atin' ny ravina mitapelaka: Maitso tanora mahafinaritra ny felan' itỳ ravinkazo
Vonin-javamaniry mivelatra: Efa ho vaky felana itỳ voninkazo itỳ
Fanaovana teny mamy [1.1]
Explanations in French Pétale [1.13]
 En Imerina, il signifie épanouissement, anthèse d'une fleur ; alors que dans les autres régions, c'est le nom de la fleur elle-même ( vony en Imerina). Toutefois, on dit felana (et non vony) en Imerina pour certaines plantes ; par exemple le haricot : felan-tsaramaso ; la vanille : felam-banila. Dans ce cas, on emploie aussi le verbe mamela pour fleurir, et non mamony (de vony). [1.196]
Examples 
1Voninkazo indray mamony, mitovy hanitra sy felana. [2.817]
2Vetivety foana anefa dia indro nisy lehilahy ranjanana anankiray mitafy tapaka ary mirongo felana niakatra ny Rovany. [2.895]
Vocabulary 
Derivatives 
Synonyms felam-bony
Compound words 
Phytonyms 
Proverbs 

Entry felana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Akorandriaka na volafotsy fanaon' ny lehilahy Sakalava amin' ny handriny ho haingo na ody [1.1]
Explanations in French  [Tankarana] Coquillage qui sert d'ornement. [1.19]

Entry Felana
Part of speech name (book title)
Author Rafenomanjato Charlotte-Arrisoa
Vocabulary 
Tables and plates All the titles

Anagrams 

Updated on 2023/08/11